Teny iditra | 1 izaitratra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ |
Ohatra |
4 [2.471#] Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. |
Singan-teny | 5 izay, tratra |
Tsipelina hafa | 6 izaytratra |
Fivaditsoratra | 7 izaitratra, izay tratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |