Teny iditra | 1 izaitratra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Singan-teny | 3 izay, tratra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ |
Ohatra |
5 [2.471#] Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. |
Tsipelina hafa | 6 izaytratra |
Fivaditsoratra | 7 izaitratra, izay tratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |