Teny iditra izaitsizy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.)
¶ Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy exceedingly, excessively [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay excessivement [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

2009/11/07