|
|
|
|

Teny iditra1  izany
Fototeny  2  iny
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] that, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking
6  [1.7] that; those
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] ce, cet, cette
cela, celui-là, celle-là
voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent)
8  [1.8] celui-là; ceux-là
Kamban-teny 
Teny nalaina  40  Soratra misy io teny izany io
Tsanganana sy sary iray takila  41  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  42  izany, izina, ny azy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/07