|
|
|
|

Teny iditra1  izany raha tsy ...
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] entina hilazana toe-javatra tafahoatra nony ..: Izany raha tsy loza ny alahelony anao (tsy hita velively ny alahelony nony tsy nahita anao izy)
Singan-teny  4  izany, raha, tsy

Fivaditsoratra  5  izany raha tsy ..., raha tsy izany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21