Teny iditra izao miankandrefam-baravarana izao
Singan-teny izao ; miankandrefana ; varavarana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny olo-miaina rehetra tsy ankanavaka: Mionòna, tompoko, hoy ny mpamangy fahoriana, fa entin' ny miankandrefam-baravarana izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25