| Teny iditra | 1 izao tontolo izao |
| Singan-teny | 2 tontolo, 3 izao |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny teny hoe "izao tontolo izao" dia mazàna no ilazana ny tany sy izay rehetra eo aminy; nefa indraidray dia enti-milaza koa ny tany sy izay rehetra eo amin' ny habakabaka
[1.38#428] 6 ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le monde entier
[3.1] |
| Ohatra |
8 Izany no lazaina eran' izao tontolo izao
[1.369]
9 Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245#123] 10 Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332#46] |
| Lahatsoratra | 11 Randzavola: izao tontolo izao ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|