Teny iditra | 1 izarao |
Fototeny | 2 zara |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony izarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#868] |
Ohatra |
5 Dia hoy Andrianarisaina: "Hamono omby telo aho, ka hianareo telo mirahavavy no hitatana azy, ka izao no izarao azy" [2.293#38] |
Fivaditsoratra | 6 azario, izarao, izaroa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |