Teny iditra izarỳ (irỳ)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy those quite far away (not in sight) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ceux-là, assez loin (pas visible) [Hallanger 1974]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Ary izary hazo miavona izary ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 67]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31