|
|
|
|

Teny iditra1  izatony
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "itony"
Fototeny  4  itony
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  6  itazony, izatony, Tonizia, zatoiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21