|
|
|
|

Teny iditra1  izatsony
Fototeny  2  itsony
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany ihany "itsony"
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11