Teny iditra izeñy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] izany, izay [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay cela [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Ke longo tamanao zeny "zaho havanao" , zeny dikan' izeny. [Gueunier: Contes, takila 180]

2019/08/17