|
|
|
|

Teny iditra1  izorana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#875]
Ohatra  4  [2.471#36] Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa.
5  [2.643#11] Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana.
6  [2.285#16] Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa.
Fototeny  7  zotra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  arozany, izorana, nozaira, nozarai, zarinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21