|
|
|
|

Teny iditra1  j
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz. [1.3]
Anaran' olona 
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny abidia
Lahatsoratra  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
8 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03