Teny iditra | 1 jaboady |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-biby dia mitovitovy amin' ny saka fa lehibe kokoa ary be volony no somary malany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a civet cat |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54, 1.8] espèce de civette 6 [4.22] civette (Viverricula indica) |
Voambolana |
7 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 8 alazy, telofory |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |