Teny iditra (1/2) | 1 jabora |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy 4 [1.13] menaka azo avy amin'ny biby |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] beef tallow |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.19] [Tankarana]
suif. 7 [1.8] suif 8 [1.13] graisse, suif |
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny jabora io |
Teny iditra (2/2) | 11 jabora |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Karazana hala maitsomaitso |
Voambolana |
14 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |