|
|
|
|

Teny iditra1  jadom-panjakana
Singan-teny  2  jadona, fanjakana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fitondram-panjakana na fahefana tsy azo ifandinihana fa rehefa izay dia izay
Tovy hevitra  5  jadon' ny mpanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19