|
|
|
|

Teny iditra1  jadom-panjakana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fitondram-panjakana na fahefana tsy azo ifandinihana fa rehefa izay dia izay
Singan-teny  4  jadona, fanjakana
Tovy hevitra  5  jadon' ny mpanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10