Teny iditra | jakam-behivavy | |
Singan-teny | jaka ; vehivavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanomezana atao amin' ny vehivavy iray tsy vady fa sakaiza [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les étrennes données à une femme (en mauvaise part) [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |