Teny iditra | 1 jamaikanina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] jamaican |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 7 jamaika |
Fivaditsoratra | 8 jamaikanina, mijananaika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |