Teny iditra jamala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy tsy faharetana, tsy fahandrasana. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra jamala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tanosy] rongony [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Taisaka] (sens général : impatience, bousculade). Cannabis indica Lam. (Cannabaceae) dont les feuilles supérieures et les inflorescences sont fumées comme stupéfiant. L'usage du chanvre comme stupéfiant avait été interdit et sa culture prohibée sous le gouvernement royal malgache par le Premier Ministre Rainilaiarivony. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cannabis indica

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31