Teny iditra | 1 jananaika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Firotsahan' ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan' ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona amin' ny ratra |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 jananaka |
Fivaditsoratra | 9 ajananaik, anjakanay, jananaika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |