Teny iditra | 1 janjanana |
Fototeny | 2 janjana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 anjanjana, janjanana, najanjana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |