|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  jao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ombalahy tsy vositra [Tsimihety] [1.1]
4  enti-milaza ny omby ngeza sady lava tandroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a bull which is huge in size and long-horned [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  un grand boeuf à longues cornes [1.3]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/4)9  jao
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  sady avo no lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  tall [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13  grand [1.3]

Teny iditra (3/4)14  jao
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  repas en commun. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (4/4)17  jao
Sokajin-teny  18  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  izany [Bara] [1.78]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny mpisolo rehetra
22  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  23  ajo, jao, joa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31