Teny iditra | 1 japirona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin' ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny kibony |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |