|
|
|
|

Teny iditra1  japoney
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney
Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] Japanese
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] japonais, japonaise
Voambolana  6  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  7  japana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31