Teny iditra jarika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy lahinjiro voafono jabora, jiro fanilo fampiasan'ny taloha [SLP 1986]
Fandikana frantsay chandelle des anciens [Abinal 1888]
 chandelle des anciens, torche [SLP 1986]

Teny iditra jarika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijoroana ela miandry. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay durée, attente [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31