|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jarika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  lahinjiro voafono jabora, jiro fanilo fampiasan'ny taloha [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  chandelle des anciens [1.3]
5  chandelle des anciens, torche [1.13]

Teny iditra (2/2)6  jarika
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fijoroana ela miandry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  durée, attente [1.3]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  15  jarika, Karija, karija

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31