Teny iditra (1/2) | 1 jarobo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vilany kely vava fa lalina aty toy ny nongo |
Teny iditra (2/2) | 4 jarobo |
Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Lalina aty |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |