Teny iditra jefy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra jefijefy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31