Teny iditra jeja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rehi-be ahitana fitroatran' ny lelafo miredareda toy ny raha ohatra ka tsipazana solitany na lasantsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay agitation, tourbillonnement des flammes [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jefa

2012/12/30