Teny iditra jenitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manao fihetsehana tsy miherika na mitodika fa mijaridina mitihintihina, mihaminkamina erỳ; tsy manao fihetsehana firy ao anatin' ny haingo anaovana: Jenitra erỳ Isambilonanao ilay akanjo didimananjara vao nozairina [1.1]
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31