Teny iditra | jenitra | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Manao fihetsehana tsy miherika na mitodika fa mijaridina mitihintihina, mihaminkamina erỳ; tsy manao fihetsehana firy ao anatin' ny haingo anaovana: Jenitra erỳ Isambilonanao ilay akanjo didimananjara vao nozairina [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny jenitra io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |