|
|
|
|

Teny iditra1  jinifa
Fototeny  2  jifa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan' ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#295] enlevé, dévoré, consumé
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voajifa

Fivaditsoratra  10  fijany, jifain, jifany, jinifa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20