Teny iditra jipy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiarakodia miaramila tany am-boalohany, afaka mandeha amin' izay tian-kaleha, ampiasaina amin' ny tany miady raha nisy zavatra na toe-javatra tian-kozahana na vaovao tian-koentina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: jeep.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31