| Teny iditra | 1 jirebo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 hady boribory lehibe lalindalina izay misy hazo maranitra maromaro mitsatoka ery ambany (famandrihandambo)
[Tanala]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 4 jirebona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|