Teny iditra jirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay commerce, trafic en détail, vente d’esclave [Abinal 1888 takila 296]
Sampanteny 

Teny iditra jirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo
¶ Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a band of robbers [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay pillards qui vont par bande [Abinal 1888 takila 296]
  [Tankarana] brigandage en bandes. [David: Dialectes (takila J)]
 bande de pillards [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31