Teny iditra (1/2) | 1 jirika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Varotra: Nanao jirika olona ny taloha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#296] commerce, trafic en détail, vente d’esclave |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 jirika |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.7] a band of robbers |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#296] pillards qui vont par bande 16 [1.19] [Tankarana] brigandage en bandes. 17 [1.8] bande de pillards |
Ohatra |
18 Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324] |
Voambolana |
19 Lalàna |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny jirika io |
Fivaditsoratra | 23 ajirik, jariky, jirika, kajiry, kirajy, kirija |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |