Teny iditra | jobonina (jobona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fantenana, fidina: olona notsongaina tao anatin' ny zato ianao, nojobonina tao anatin' ny arivo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | joboñina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Varices. [1.19] | ||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||
Tovy hevitra | jobonona | ||||||||
Fivaditsoratra | Anjobony, jobonina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |