Teny iditra jojy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso [1.1]

Teny iditra jojy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Gras, replet, crasseux. [1.19]

Teny iditra jojy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa) [1.78]

Teny iditra jojy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Sasatra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31