|
|
|
|

Teny iditra1  jokajoka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsanganana, haisaram-bika, maroroka sady tsara bika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Taille élégante des hommes, belle venue des arbres, des plantes
Sampanteny 
5  Anarana :
6  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  7  jakojako, jokajoka, kojakoja

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21