Teny iditra |
joko
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Midina na mitsontsorika, tsy mitraka fa mitanondrika na mifeloka (tandrok' omby): Joko ny tandrok' itỳ omby ity ka tsy tiako, aleoko itsy solanga itsy. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | courbé [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| recourbé en bas, incliné [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
joko
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | bashful, timid [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | timide [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| modeste par honte ou par crainte [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
joko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Bara]
fandeha miafina [Rakotosaona 1975]
|
|