Teny iditra (1/2) | 1 jomòka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany 4 [1.1][jamòka] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] quiet and retiring |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] calme, doux 7 [1.3] retenu, silencieux 8 [1.3][jamòka] doux, paisible, silencieux |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 jamoka |
Teny iditra (2/2) | 13 jomoka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.19] [Tankarana]
poussière. |
Tovy hevitra | 16 jomontany |
Fivaditsoratra | 17 ajokom, ajomok, jomoka, jomòka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24 |