Teny iditra | jomojomo (jomo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fanaovana teny an-tsokosoko, resaka afinafenina, bitsibitsika mba hanangolena [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | Action de parler, d’agir en secret, de chuchoter, d’enjôler, d’entraîner secrètement [Abinal 1888] | |||
[Tankarana] chuchotement. [David 1952 (takila J)] | ||||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | jomo | |||
Teny iditra | jomojomo | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | [Bara] sarokenatra [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |