Teny iditra joka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [1.1]
 [ jamòka ] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Quiet and retiring [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Calme, doux [1.3, 1.8]
 Retenu, silencieux [1.3]
 [ jamòka ] Doux, paisible, silencieux [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra jamoka [tsy fampiasa kokoa noho jomoka]

Teny iditra jomoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Poussière. [1.19]
Tovy hevitra jomontany

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24