Teny iditra | jongy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Zaitra na vikavika amin' ny sisin-damba, dify [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | ourlet [David 1952, SLP 1986] | |||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | jongy | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin' olona [Rajemisa 1985] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Teny iditra | jongy | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | [Bara] simba, levona [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |