Teny iditra | 1 jonoina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany |
Fototeny | 4 jono |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ajonony, anjonoy, ionjona, jonoina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |