Teny iditra joriry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jereo jorory, izay fampiasa kokoa [1.1]
 Bitika dia bitika; kely dia kely ka tsy hita maso amin'izao [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Microscopique [1.13]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31