Teny iditra jorovelondranahary (joro, velona, nanahary)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina [Ravelojaona 1937]
Mpanahaka  Soratr'omby

2017/08/04