|
|
|
|

Teny iditra1  jorovelondranahary
Singan-teny  2  joro, velona, Nanahary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#J161] omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26